Mbola ho avy ilay maraina hanandratako anao

 Feom-bahoaka izao no miantso anao

Miantso, miantso an-drafahafana

Mitaraina sy mitomany ary malahelo

Malahelo lava

 Ts'isy namaly, ts'isy namaly

Raha mba niantso, raha mba niantso

Tsy misy mpihantra, tsy misy mpihantra

Raha mba mahantra, raha mba nahantra

 

Mbola ho avy ilay maraina hanandrataoko anao

Koa aza kivy ! ô aza kivy

 Tolom-bahoaka izao no miantso anao

Miantso, miantso an-drafahafana

Mitaraina sy mitomany ary malahelo

Malahelo lava

 Tsy nisy namaly, tsy misy namaly

Raha mba niantso, raha mba niantso

Tsy misy mpihantra, tsy misy mpihantra

Raha mba mahantra, raha mba nahantra

 Mbola ho avy ilay maraina hanandrataoko anao

O aza kivy ! ô aza kivy