ADIN誰Y ASA SY RENIVOLA RALAY

Totohondry mivonkona ho fiantsina

Handroda-tsaranga sy tsy fitoviana

Ts段sy taranaka hoe voa ozona

Ho tengenina lava ho tengenam-bozona

Ny adin地y asa sy renivola

Tsy efan地y resaka sy ny angola

Fifanoherana tsy miray

Tsy vitan地y ravin地y bemiray

Isika rehetra efa mahatsapa

Fa anjaran地y asa no miakadaka

Rano eny an弛ny misasasasa

Andeha hirongatra isika mpiasa  ! !

NDAO NAMA ! !

Ny fitaovana ho entina ho famokarana

Tsy olona vitsy no hitava-hiarana

Tsy misy tomavoka vangavanga

Fa isika rehetra iray saranga  ! !

Izao fanjakan段reo olom-bitsy

Masiaka sy vinitra tsy mitsitsy

Matahotra mafy ny ho resin-tsika

Ka miotakotaka r mandriaka

Matoa ny madinika miombo-kery

Feno havonona tsy miery

(Mivonona ! !.) handrombaka fanjakana

Eo an-tanan地y Vola efa mihanahana

Tsy ny vola no haninona  !

Fa ny miasa no tompon地y vokatra hoy aho

Fa iza no miasa  ! !

Ny Madinika io RABE, Ny Madinika io  ! ! !

Izay no marainan地y tantara

Hireharehan地y Ndimy sy Fara

Totohondry mivonkona ho fiantsina

Handroda-tsaranga sy tsy fitoviana

Ts段sy taranaka hoe voa ozona

Ho tengenina lava ho tengenam-bozona. Ry namako  ! !

NDAO LAHY