"Akory,
Dia arahabaina  Ra-Pety fa nody ventiny ny rano natsakaina fahaela (hatrany @ ny CEG, Lycee, Univerisite, sns...), hahaleo hahalasana, ary handidy, hanapaka hahita ny vaniny, ho reharehan'ny namana rehetra niara-nitolona, fa indrindra ireo namoy ny ainy fahizay.
Aza mandraraka ilombiandoha.
Koa mahereza le Dada.

 

RaThimotee

 

Mbola ho avy izy e.