Raharaham-pirenena

Mifanebaka an-toerana indray izao !

Ireo izay mpaheno vaovao ao ambadiky ny rindrina efatra dia efa nahalala hatramin地y ela fa fepetra napetraka ka tsy maintsy tanterahina, tamin段reny fivoriana izay natao tany Dakar sy Maputo ireny, ny hoe tsy azo idiovirana ny fampiahavanam-pirenena raha mbola te-ho marin-toerana sy ho ela fijoro ihany koa ity fitondrana ity. Ireo mpanao politika eo anivon地y fanoherana, nampian段reo izay vao nisintaka taty aoriana tamin段reo mpitondra ankehitriny, moa dia, hatrany am-boalohany, nanao io fampihavanam-pirenena io ho ォ antom-pivelomana サ (amin地y heviny mahitsy) mihitsy. Efa ren地y rehetra anefa ny valin-teny tokana nasetrin段reo mpitondra fanjakana sy izay mpanohana azy ireo an段o resaka fampihavanam-pirenena io : ォ tsy ilaina izany fa tsy nisy olona niady teto ! サ.
Nizara roa ny l瀝ana hatreto teo amin段reo mpifanandrina ara-politika eto amintsika. Saingy raha hita fa tsy nivily tamin地y heviny mihitsy ny mpanohitra amin地y fitakiana an段o fampihavanam-pirenena io, tsapa ho nanao sangodim-panina kosa ry zareo mpitondra sy ireo mpanao politikany ka indraindray nanao jaridina tsy nila nihaino na io teny io akory aza, indraindray koa anefa naka fanapahan-kevitra mifanandrify amin段zany ihany na dia tsy nanondro anarana mazava aza (famelan-tsazy, al瀝ana nomena an段 Andrianarivo Tantely hitsabo tena any ivelany, sns.). Tsy nifankahazo aza moa ny resaka ka, raha nanao kabary ny filoha Ravalomanana Marc tany Antsiranana (tamin段ndray andro iny) fa tokony hanana fahasiana ireo parlemantera handany ny lal瀟a momba ny famotsoran-keloka, ireto farany indray toa zary somary tsentsina angaha ny sofin段zy ireo ka famotsoran-keloka hoan地y ォ besinimaro サ any am-ponja any (izay voasazy 18 volana fara-faha-betsany) indray no nolaniana tao Tsimbazaza tao.
Kanjo, nitriatra tampoka teo indray ity resaka fampihavanam-pirenena ity nony injay i Manandafy Rakotonirina nanao fanambarana an-gazety fa ォ tsy hisy vola hivoaka mihitsy avy ami地ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena raha tsy atao aloha ny famotsoran-keloka サ. Amin地y maha-ォ jao サ azy eo amin地y fanaovana politika, dia fantany tsara fa hipoaka sy hitalakotrokotra ny akon段o fanambarany io. Saingy nataony foana izany, eny na dia hoe mpanolon-tsaina manokan地y filohampirenena aza izy. Inona tokoa ? Indreny ireo mpanao politika sasany, ォ jao サ ihany koa eo amin地y lafiny fitantazana r-kena, fa nihazakazaka sy nikiakiaka hoe ォ sady vendrana, mpandainga, mpamadika no mpanakorontana saim-bahoaka サ hono i Manandafy Rakotonirina. Tao aza moa ny sasany amin段zy ireo no tsy nitafy henatra intsony ka nahasahy nanebaka imasom-bahoaka ny maha-olombelona an段ty filoha nasionalin地y MFM ity. Dia mafy tokoa rey olona izany te-hifikitra amin地y sezam-pitondrana izany ka dia mifanebaka an-toeran indray izany izao ny ao Ambohitsorohitra ao.
Tsy taitra akory anefa i Manandafy namaly ireto ォ mpanombi-kena サ nandidy antsy azy ireto, raha niverina teo anivon地y haino aman-jery, ka nanamafy ilay zava-boalazany sady nandatsaka baomba hoe : ォ inona moa no mba fantatr段zy ireo ? サ. Raha alefa eny an-tsehatry ny ォ lahoeky サ sy ォ kalizy サ (resabe) io valin-teny io dia mazava : tsisy raha hainy ォ at狃 iretsy mpanao politikan但mbohitsorohitra namely an段 Manandafy Rakotonirina iretsy fa ォ poerapoera サ (rehareha) ndr maro ! ォ Tampify サ (tefaka), ォ hondry サ (totohondyr) sy baraka tsisy kara 想any la弛lo ! Tsy vitan段zay ihany, fa io koa izao ny ministry ny raharaham-bahiny frantsay, raha nihaona tamin段reo Loholona any Frantsa momba ny politikan段o firenena io aty Afrika, nanambara mazava fa ォ tsy hisy fahamarinan-toerana (stabilit) politika ao Madagasikara raha tsy miankina amin地y fanaovana fampihavanam-pirenena izay mitaky ny tsy hanenjehana fahantany ireo izay tsy tiana (chasse aux sorci鑽es) サ. I Frantsa izay ォ manara-maso akaiky ny amin地y fanajana ny zon弛lombelona ao Madagasikara, indrindra izay mikasika ireo mpitondra teo aloha サ. Kar誕kry tsara ?

Rolly Mercia

gdi 19/02/2004